Teny iditra (1/2) | 1 antima |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
4 Haibiby: mampinono |
Fanazavàna teny malagasy |
5 karazan-gidro [Betsimisaraka]
[1.78] 6 karazana varika mifandray indrindra amin' ny simpona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 a species of lemur [1.2] |
Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny Gidro |
Teny iditra (2/2) | 9 antima |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Olona ratsy tarehy aoka izany [1.1] |
Fivaditsoratra | 12 antima, mitana, mitanà, tamina |
Nohavaozina tamin' ny 2022/10/15 |