Teny iditra | 1 antoana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza fanomezam-boninahitra sy haja na koa talantalana mifanao ambaratonga. 4 [1.13] mifanao ambaratonga |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] steps, stairs, order, gradation. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] degré |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 11 anatoan, anatona, anotana, antoana, nanatoa, natanao, tananao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |