Teny iditra antonantony
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Ohatra 
1Mba tiana ho fantatra koa àry ireo antonantony mahatonga azy hirehaka toy izany. [4.27]
2Izalio tamin' izany ankizy tsy nahalala izay antonantony amin' izay hoe: "Fitiavana" na "Fanambadiana" izany. [2.643]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31