|
|
|
|

Teny iditra1  antonery
Fototeny  2  tonery
Sokajin-teny  3  anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Filanjana entana ka ny tendron' ny bao ihany no asiana entana dia atao andamosina [1.1#95]
5  fomba itondrana zavatra amin' ny hazo tahaka ny tonery: Ny filanja an-tonery ihany no atao hoe filanja an-kila bao [1.1#959]
Fanazavàna teny frantsay  6  porté sur l’épaule au bout d’un bâton [1.3#724]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28