|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  antoniny
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  antonintoniny [1.1]
Ohatra  4  Merina izy, antoniny, tahaka an' ny Merina, ny halavany, tsotra ny volony, indonesiana ny toe-batany; [2.270#]

Teny iditra (2/2)5  antoniny
Fototeny  6  antony
Sokajin-teny  7  anarana antony sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  8  antony [1.1]

Fivaditsoratra  9  anintony, antoniny

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06