Teny iditra (1/2) | 1 antova |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 sahafa [Tambahoaka, Taimoro, Bezanozano, Sihanaka]
[1.78] 4 fanalana ny ampombo amin'ny vary, kafe, ets; Sahafa [Betsimisaraka] [1.78] 5 sahafa: Mivanga antova vao i endrin'i Bao (nividy sahafa vao ny renin'i Bao) [Tanala] [1.78] |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny antova io |
Teny iditra (2/2) | 7 antova |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Voambolana |
9 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
10 (de tovana : action d'empiler, de mettre l'un sur l'autre). Surtout employé en composition dans l'expression Ravin-antova (de ravina : feuilles). Nom donné aux grandes feuilles, comme celles des anthocleista (Gentianaceae), qu'on emploie en guise d'assiettes pour y servir le riz. [Tanala]
[1.196] 11 [Betsileo] |
Fivaditsoratra | 12 antova, tanavo, tavano, tavona, tovana, vanato, vatano |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |