Teny iditra antraika
Sokajin-teny anarana
Ohatra ny jiro maro loko mirehitra mitsitapitapy etsy sy eroa no ohatra ny antraika arahin' izany fiainana izany, na koa ohatra ny mana-marika ny fitepon' ny fony. [2.4]
Haiendriteny 
Tsotra : antraika, antraiko, antraikao, antrainy, antraitsika, antraikay, antraikareo, antraik', antrai-, antraiky

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31