Teny iditra | 1 antratra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 3 enti-milaza zavatra novononina hanoloana ny lany na hitsinjovana izay mety ho tonga [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 4 [root tratra.] Any extra number of people taken a short distance only in an expedition to supply vacancies occasioned by sickness, death, etc.; anything put aside for future use. See fitaiza. Some natives say this word should be anantra, from antra. [1.2]5 a substitute (person) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay | 6 remplaçant [1.8] |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny antratra io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |