Teny iditra | antrendry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry fianakavian' ny palmie maniry amin' ny tany mafana ary misy voany fihinana tsara [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava, Tankarana] (de souahéli : tende). Phoenix reclinata Jacq. (Arecaceae). Fruit rappellant la datte. Très apprécié, bien que moins charnu que celui du vrai datte, on tire aussi la sève du bougeon terminal pour faire du vin de palme. [1.196] | |
Anarana siantifika | Phoenix reclinata | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo palma | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |