Teny iditra antsakefaka (sakefaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Halavan-drefy hatreo amin' ny tendron' ny fanondro ka hatreo amin' ny lempona anelanelan' ny fanondro sy ny ankibe (voatondro efatra) [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05