|
|
|
|

Teny iditra 1  antsangaina
Fototeny  2 antsanga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny tany izay avela ho rakotry ny fasika, tany, antsanga
9 Resaka asafotofoto amin' ny adihevitra tsisy farany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 used of words or charges repeated so often as to lead to a quarrel. [1.2]

Fivaditsoratra  antsangaina, 11 itsanganana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19