Teny iditra antsatoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana diamanga toy izao: aingaina miakatra ny tongotra, dia aidina, ka ny ombalahintongotra no mamely ny amboampen' ny Ray asiana ka raha indroa na intelo io no voa, tsy mahainga fe intsony [1.1]
Mpanahaka  diamanga
Fitanisam-boky Razakatiana: Ny Diamanga haiady Malagasy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31