Teny iditra | antsefaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Halavan-drefy mitovy amin' ny elanelan' ny fanondro sy ny anky, izany hoe mitovy amin' ny voantondro efatra [1.1] | |
Voambolana | Toerana | |
Fivaditsoratra | antsefaka, fanetsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |