Teny iditra | antsiantsy | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' androngo madinika kely, fahita eny amin' ny ahitra na eny amin' ny tamboho efa ray [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A small lizard. See antsantsa. [1.2] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Petit lézard vert [1.54] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | ||||
Tovy hevitra | antsantsa | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny antsiantsy io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: antsiantsy ao amin' ny Baiboly | ||||
Fivaditsoratra | antsiantsy, sintasinta |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18 |