Teny iditra | 1 antsibe |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) 4 [1.1] Antsy lehibe azo ampiasaina ho toy ny famaky fikapana hazo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] a cleaver 6 [1.2] An axe, a bill-hook, a hatchet. 7 [1.7] a bush knife |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3, 1.8] grand couteau qui peut servir de hâche |
Voambolana |
9 Fitaovam-piasana |
Singan-teny | 10 antsy, be |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny antsibe io |
Fivaditsoratra | 13 antsibe, tsibeña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |