Teny iditra | 1 antsikely |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Antsy madinika, kelikely na ny lelany na ny zarany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Petit couteau, canif, grattoir |
Ohatra |
5 [2.117#] antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho. 6 [2.436#] Ny antsikely fanaovana hasoavana dia tsapaina faharanitra amin' ny sofin' ny ombalahy mena efa mitrongy tany. |
Voambolana |
7 Fitaovam-piasana |
Singan-teny | 8 antsy, kely |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny antsikely io |
Fivaditsoratra | 11 antsikely, nitselika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |