|
|
|
|

Teny iditra 1  antsoharaina
Fototeny  2 antsohara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hosorana rano mba ho mafimafy kokoa (ny vilany vaovao)
9 Fotopotorana na hamafisina tsara: Isika izao: velona iray trano, maty iray fasana; fihavanana tsy misy hoantsoharaina ny antsika (kabary am-panambadiana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be seasoned or tempered, as in antsohara. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04