Teny iditra | 1 antsorohina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina eo an-tsoroka Raisina ho adidy, iadidiana, iandraiketana: Antsorohy ny famokarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be taken up on the shoulder |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on porte sur l'épaule |
Fototeny | 6 antsoroka |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 antsorohina, hantsorinao, hiantsoroan, hiantsorona, hosatronany, hosinatrona, iantsorohan, niantsoroha, nohasarotin, norotsahany, nosatrohany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/04 |
![]() |