|
|
|
|

Teny iditra1  anty
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  omeo aty: Anty koa sembako (Omeo aty ny lambako) [Betsimisaraka] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  5  anty, tany

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31