|
|
|
|

Teny iditra 1  aofana
Fototeny  2 ofana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atsoboka ao anaty rano na diloilo mangatsiaka rehefa avy nodorana mba ho tonga mafimafy kokoa; hamafisina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be tempered, to be hardened. [1.2]
10 to be tempered; to be trained [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on trempe (métal); qu'on entraîne [1.8]

Fivaditsoratra  12 afanao, aofana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19