|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  aohotra
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  4 [Betsimisaraka] toerana iray ao an-trano izay voatokana hametrahana voatavo sy hipetrahan'ny vehivavy mahandro [1.78]

Teny iditra (2/2) 5  aohotra
Fototeny  6 ohotra
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  12 [Provincial] to be prepared, to be placed as in preparation [1.2]

Fivaditsoratra  aohotra, 13 atoraho

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19