Teny iditra | aoka izay | |
Singan-teny | aoka ; izay | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny entina mandrara mba tsy hanohy intsony izay atao: Aoka izay, rankizy, ny hiranareo fa mankarenin-tsofina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Assez, cela suffit [1.3] | |
Fivaditsoratra | akay izao, aoka izay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09 |