|
|
|
|

Teny iditra 1  aombotra
Fototeny  2 ombotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina manongotra, manala amin-kery: Tandramokitra no naombotra ilay fantsika vao afaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 ce dont on se sert pour arracher [1.3]

Fivaditsoratra  aombotra, 10 orambato

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19