|
|
|
|

Teny iditra 1  aondrana
Fototeny  2 ondrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alefa hiampita, amin' ny lakana na sambo: Akondro valo taonina no naondrana omaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be put on board, to be shipped, to be embarked. [1.2]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 anadrano, 12 anandrao, 13 andorana, 14 androana, aondrana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21