|
|
|
|

Teny iditra1  aondry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  ondry: Ny aondry nahe tsa minono ela ka malahotse ny farany hafaitse (Ny ondry no tsy minono ela matahotra sao mangidy ny farany) [Betsileo] [1.78]
Tovy hevitra  4  añondry
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny aondry io

Fivaditsoratra  6  andory, Androy, androy, aondry, darony, dorany, radony

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31