| Teny iditra | 1 aongana |
| Fototeny | 2 ongana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Azera ambony ambany: Naongan' ilay tadio omaly ny hazo tao atsimontrano
9 Aetry amin' ny voninahitra: Nisy manam-boninahitra maro naongan' ny fanjakana fa saika hanao hevitra hafahafa 10 Esorina amin' ny raharaha: Naongana tsy ho lehiben' ny fivondronana intsony izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to be thrown down, to be reduced in rank, to be expelled from a company, etc.
[1.2] 12 to be thrown down; to be overthrown (of a ruler or a government); to be excommunicated [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 qu'on fait tomber; qu'on renverse (se dit d'un gouvernement ou d'un chef d'état); qu'on excommunie
[1.8] |
| Fivaditsoratra | aongana, 14 goanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|