|
|
|
|

Teny iditra1  aoritra
Fototeny  2  oritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao tonga mioritra; pitsohina, aforitra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] à froisser, à fouler
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  airotra, aoritra, araotry, ariatro, aritrao, aroatry, atroary, irarato, itroara, raoatry

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21