Teny iditra aositritsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-borona avo no sady lava tenda, 2m60 ny haavony, goaibe (100kg), izay mivelona an' andiany any an-tany efitra; fohy dia fohy ny elany fa ny tongony kosa mahery mandeha fa mety hahavita 40 km isan' ora [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: autruche.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31