|
|
|
|

Teny iditra 1  aozona
Fototeny  2 ozona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (teny) Entina manozona: "Aza mahita variraiventy ialahy "; izany no teny naozon-drainy azy [1.1]

Fivaditsoratra  9 anozao, aozona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19