|
|
|
|

Teny iditra 1  apaingotra
Fototeny  2 paingotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (paingotra na tsilo) Entina mitana: Itỳ apaingotra ny akanjonao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 (épingle ou épine) qui sert à attacher [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19