Teny iditra aparasaka (parasaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Aparitaka, aely: Naparasany teo anoloanay ny vola iray hetsy
Aseho miharihary: Aparasaho àry ny hevitra hiaraha-midinika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be spilled [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aparasaka, aparasako, aparasakao, aparasany, aparasatsika, aparasakay, aparasakareo, aparasak', aparasa-
Ny lasa : naparasaka, naparasako, naparasakao, naparasany, naparasatsika, naparasakay, naparasakareo, naparasak', naparasa-
Ny hoavy : haparasaka, haparasako, haparasakao, haparasany, haparasatsika, haparasakay, haparasakareo, haparasak', haparasa-
Filaza mandidy : aparasaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20