Teny iditra | apasaka (pasaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aely, aparitaka, atao misaratsaraka ny sombiny na potiny [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be scattered, to be spilt. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |