|
|
|
|

Teny iditra 1  apelipelika
Fototeny  2 pelipelika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ahetsiketsika, akivilivily: Apelipeliky ny olika ny rambony
9 Atao izay hahapilapilaka, hahajejojejo azy: Apelipeliky ny hatsaran-tarehiny io zazavavy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be made to shuffle [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19