|
|
|
|

Teny iditra 1  apoitra
Fototeny  2 poitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Aseho, atranga: Avy hatrany dia napoitran' ny mpanao famotorana ilay zavatra very
9 Atao miombotra; ongotana: Napoitrany tamin' ny tandra ny fantsika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 à faire paraître, à arracher, à soulever [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19