|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  apoka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  9 Milaza fianjerana mitsotra sy miampatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 See hohoka [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 état de celui qui est étendu de tout son long
12 grosseur d'un arbre [1.3]

Teny iditra (2/2) 13  apoka
Fototeny  14 poka
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  20 Adana, alaina dia akatroka amin'ny.., akapoka amin' ny...: Apohy amin'ny vato ny lohanao raha tsy faly ianao [1.1]

Fivaditsoratra  apoka, 21 kapao, 22 opaka, 23 paoka, 24 poaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19