|
|
|
|

Teny iditra 1  aporitsaka
Fototeny  2 poritsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Avala hianjera, hikorotsaka: Iny nisy vola ariary zato naporitsany avy tany anaty lambany
9 Avala handositra [1.1]

Fivaditsoratra  aporitsaka, 10 torapasika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19