|
|
|
|

Teny iditra 1  aporotsaka
Fototeny  2 porotsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alefa midina, atambotsotra: Aza aporotsaka tahakaizao ao an-damosinao ny zazakely
9 Arotsaka: Aporotsaho ny vola fa aza mody maty eo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19