| Teny iditra | 1 aposaka |
| Fototeny | 2 posaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Aseho rahefa avy nafenina tsy ho hitan' ny be sy ny maro: Naposany ilay porofo ka gaga daholo ny olona rehetra
9 Ambara: Aposaho ny hevitrao famihaino izahay [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be shown; to be revealed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 qu'on montre, qu'on révèle
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 12 apasoka, aposaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|