|
|
|
|

Teny iditra 1  apotsaka
Fototeny  2 potsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alana, esorina hiala amin' ny toerany: Apotsaka ny maso mba hitsaboana azy
9 Aroso mivoaka: Napotsany ny molony dia lasa izy [1.1]

Fivaditsoratra  apotsaka, 10 taposaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19