|
|
|
|

Teny iditra 1  arado
Fototeny  2 rado
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny rado entina mampihaingo, ampanaovina ny olona: Ilay vakana lafo vidy no naradon-dreniny azy [1.1]

Fivaditsoratra  9 adrào, adrao, arado, 10 Aroda, 11 draoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19