|
|
|
|

Teny iditra 1  arafitra
Fototeny  2 rafitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Araikitra, ampiadina, apetaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 used of the various pieces of a thing that are to be joined together to form a whole. [1.2]
10 to be constructed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 à construire, à ajuster, à faire quereller [1.3]
12 qu'on construit, qu'on ajuste, qu'on assemble [1.8]
Ohatra  13  nony voa taona ny vato korakórana madinika dia arafitra; [2.48#258]
14  ny tena hidy dia hazo lehibebe tsy miala, fa arafitra amin' ny varavarana, ary raha aroso, dia miditra ao amin' ny tolam-baravarana ka manidy ny varavarana. [1.38#32]

Fivaditsoratra  15 afaritra, arafitra, 16 arifatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19