|
|
|
|

Teny iditra 1  arakotra
Fototeny  2 rakotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mandrakotra: Bodofotsy roa arakotra azy fa manavy mihararetra izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 used of that employed as a cover. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 avec quoi on couvre [1.3]
Ohatra  11  Ampodiny ny mpisikidy amy ny itoerana ny ozatra, teriterena ampodina, vao izay asiana ny ody tsimpimpína arakotra azy. [2.48#113]

Fivaditsoratra  arakotra, 12 arokatra, 13 toraraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19