|
|
|
|

Teny iditra 1  arandrana
Fototeny  2 randrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mandrandrana na manamboatra ny volo toy ny vita rary [1.1]
Voambolana  9  Fandram-bolo

Fivaditsoratra  10 andrarana, arandrana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19