|
|
|
|

Teny iditra 1  arapaka
Fototeny  2 rapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hanina avy hatrany dia any am-bava: Tsy tratra, narapak' ilay alika ilay vaingan-kena be
9 Raisina tsy an-kanavaka: Anisan' ny nahavoa ny firenena tanora raha natobaky ny firenena zokiny teo aminy ireo zava-mahaliana nandraviravezany azy, dia izy tsy nifidy harapaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be laid down, as the planks forming a floor. (prov.) [1.2]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21