|
|
|
|

Teny iditra arapaka (rapaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Hanina avy hatrany dia any am-bava: Tsy tratra, narapak' ilay alika ilay vaingan-kena be
Raisina tsy an-kanavaka: Anisan' ny nahavoa ny firenena tanora raha natobaky ny firenena zokiny teo aminy ireo zava-mahaliana nandraviravezany azy, dia izy tsy nifidy harapaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be laid down, as the planks forming a floor. (prov.) [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : arapaka, arapako, arapakao, arapany, arapatsika, arapakay, arapakareo, arapak', arapa-
Ny lasa : narapaka, narapako, narapakao, narapany, narapatsika, narapakay, narapakareo, narapak', narapa-
Ny hoavy : harapaka, harapako, harapakao, harapany, harapatsika, harapakay, harapakareo, harapak', harapa-
Filaza mandidy : arapaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20