| Teny iditra | 1 araparapa |
| Fototeny | 2 raparapa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Asaina mamindra na mandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa: Naraparapan' ny haizina aho ka voapoka ny lohako, voadona ny soroko
9 Asaina mizotra fotsiny amim-pahamaikana tsy mihevitra izay ho vokatr' izany: Araparapan' ny fahoriana Ramatoa irỳ ka tsy mahalala izay hahafaty azy akory [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 à faire tâtonner
[1.3#513] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|