Teny iditra | 1 aravona |
Fototeny | 2 ravona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atao mitovy tantana: Tokony haravona ny tany alohan' ny hanorenana trano Ampitovina; zaraina mba hitovy tsy hisy kely sy lehibe: Tokony haravona daholo hono ny haren' ny olona rehetra, hoy ireo mpandinika sasany momba ny fitantanan-karenam-bahoaka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be levelled; to be averaged |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on nivelle; qu'on aplanit; dont on fait la moyenne |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 aravona, arovana, ravanao, voanara, voarana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |