|
|
|
|

Teny iditra 1  areboka
Fototeny  2 reboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza izay zavatra hanina an-kisesy, abosibosika; atao be am-bosika [1.1]

Fivaditsoratra  areboka, 9 arobake, 10 beraoka, be raoka, 11 boeraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19