|
|
|
|

Teny iditra 1  aredona
Fototeny  2 redona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao miredona tsara; atao indray miaraka tsara [1.1]
Ohatra  9  Rehefa tapahin-tenda iny ny omby, dia aredona ny hira sy dihy, ka manjary tsy ifandrenesana eo. [2.245#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19