| Teny iditra | 1 arenina |
| Fototeny | 2 arina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ajoro: Areno tsara io andry io fa mitongilana.
5 Atao mitovy tantana, marintampona: Narenina aloha ny tany vao naorina ny trano. 6 Asaina mipetraka mitombina tsara: Areno ny marary fa hisakafo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be levelled; to be set upright.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on nivelle, qu'on redresse, qu'on met d'aplomb.
[1.8] |
| Ohatra |
9 arenina ho tanimboly ny eo an-tenatenany.
[2.117#]
10 Mbola tsy voakaonty ankehitriny ny zavatra simba tsy azo arenina eo amin' ny tontolo iainana aterak' ireo tetikasa ireo; [4.27#] 11 Heverin' ny Malagasy kosa anefa fa miavaka ihany ny vintana, dia izy azo arenina : misy tena manatona mpanandro mihitsy hanao an' izany; [2.285#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 anerany, 18 arenina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|